Dikan'ny teny : retsika

Hampiditra dikany vaovao
1 sy Retsidretika a.: Fahatsiarovana ho misy mamolivoly na mandehandeha any apatin'ny tena any. 1 Enti-milaza ny asa ataon'ny zavamananaina maro be indray mihetsika. 1 Aretina mitsakotsako malefaka amin' ny faritra iray na maro. - t.i.f.: Aretsidretsika, retsidretsehina 1 mandretsika, fandretsika, mpandretsika; mandretsidretsika, fandretsidretsika, mpandretsidretsika / miretsika, firetsika, mpiretsika; miretsidretsika, firetsidretsika, mpiretsidretsika 1 maharetsika, maharetsidretsika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel