1 a.: Fofona mivoaka avy ao am-bava, avy amin'ny sakafo nohanina tsy levona. ? Fantsika lehibe. - t.i.f.: Rezatina, arezatra, voarezatra / mandrezatra, fandrezatra, mpandrezatra / andrezatana, fandrezatana / mirezatra, firezatra, mpirezatra I irezadrezatana, firezadrezatana I maharezatra.
Ahitsio