Dikan'ny teny : rifatra

Hampiditra dikany vaovao
1 mt.: Vaky mandositra miara-be, miezaka lasa: Vao nahita ny mpampianatra azy ireo ny ankizy, dia rifatra. - t.i.f.: Rifatina, arifatra, voarifatra / tafarifatra / mandrifatra, fandrifatra, mpandrifatra / andrifatana, fandrifatana / mirifatra, firifatra, mpirifatra / irifatana, firifatana / maharifatra / rifadrifatra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel