Dikan'ny teny : riotra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fandehanana mafy, hazakazaka na fimaonana mafy. i fi. f.: Tafariotra / miriotra, firiotra, mpiriotra 1 iriotana, firiotana / mahariotra / riodriotra. Ahitsio
2 a.: Anaran-kazo tsy dia Inhibe loatra, karazana Mimoza. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel