Dikan'ny teny : ripaka

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Nahavoazana betsaka (voly na biby ompiana miampatrampatra noho ny aretina, na vono, na fikapana, na loza samihafa): Ripaky ny tafiodrivotra ny zanakazo betsaka tao an-tanimboiiko. * Maty daholo, lany ringana: Ripaky ny barika ny akohon' i Naivo ka nalahelo aoka izany izy. * t.i.f.: Aripaka, voaripaka 1 mandripaka, fandripaka, mpandripaka / andripahana, fandripahana / miripaka, firipaka, mpiripaka 1 iripahana, firipahana 1 maharipaka / ripadripaka. 'Rirana a.: Zorony mivohitra: Voun'ny riran-databatra ny takibako. ? Ny lafiny maranitra na ny ilany ihany: Te-Io rirana ny zozoro. * t.i.f.: Mandrirana / matira-na 1 marirandrirana. - F.-p.: Mandry an-driran' antsy: matory amin'ahiahy sy eritreritra noho ny tahotra sy ny fanahiana loza hitranga na mety hitranga. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel