Dikan'ny teny : rodorodo

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Feo heno avy amin'ny famindran'olona na andiam-biby maro miaraka, na avy amin'ny firimorimonjavatra mandeha haingana. • Hamaikana, hadodonana. ¶ M. h.: Rotoroto, korododo, korobobo, heninkenina. - t.i.f.: Rodorodoina, voarodorodo, tafarodorodo / mandrodorodo, fandrodorodo, mpandrodorodo / androdorodoana, fandrodorodoana / mirodorodo, firodorodo, mpirodorodo / irodorodoana, firodorodoana / maharodorodo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel