Dikan'ny teny : safiotra

Hampiditra dikany vaovao
1 na Safitra a.: Olona na biby vokatry ny fikambanana karazana roa samy ha-fa. ΒΆ M.h.: Kiry, zafindraony, metisy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel