Dikan'ny teny : salotra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Akanjo toy ny palitao fa fohy tena sy tsy misy tanana ary tsindriana ny palitao. ? ft.: Enti-milaza fomba fitafy lamba izay apetraka fotsiny eo ambony soroka roa. - t.i.f.: Salorana, asalotra, voasalotra, tafasalotra / manasalotra, fanasalotra, mpanasalotra / anasalorana, fanasalorana / misalotra, fisalotra, mpisalotra / isalorana, fisalorana / mahasalotra / salotsalotra. Ahitsio
2 a.: Fomba firandran' ny renin-jaza amin'ny andro amorana ny zanany; r andram-b olo ataon'ny reny amin'ny fandidiam-poitra ny zanany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel