Dikan'ny teny : sanatriavina

Hampiditra dikany vaovao
1 (sanatria) mt. ih. (sanatriavo): Lavina mafy amin'ny filazana hoe "Sana-tria". ? Enti-milaza zavatra ratsy sambasambaina ho avy: Sanatriauina hoe ho faty ianao rahariva, inona no mba ataonao izao? Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel