Dikan'ny teny : sanda

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Jola na zavatra omena ho fanampiny amin'ny takalo ifanaovana raha ohatra ka tsy mitovy vidy ireo zavatra roa ifanakalozana; tamby; amboniny: Inona no sanda homenao ahy raha hatakaloko an'iny satrokao efa tontatonta iny ity uao novidiko tsy tiako volo ity? * t.i.f.: Sandana, asanda, voasanda, sinanda 1 mananda, fananda, mpananda / anandana, fanandana / misanda, fisanda, mpisanda / isandana, fisandana / mahasanda / sandasanda. * F.-p.: Sandam-bola: vidy na lanjan'ny vola: Nitombo hatrany ny sandan'ny dollar tato ho ato. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel