Dikan'ny teny : takoribabo

Hampiditra dikany vaovao
1 na Takorobabo a.: Ilay kitapo kely feno fofon-drano midofaka izay anangonan'ny vorona sy andemeny ny hanina, alohan' ny tena handevonany azy ao amin'ny haranana, izay tena vavoniny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel