Dikan'ny teny : taloha

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Tranainy: Efa fomba taloha izany. ? ppk.: Teraka talohan-dRakoto Rabe. ? p. mt.: Tamin'ny andro tany aloha ela, fahiny: Taloha, nisy ala teto antampon'it? tanàna ¶ M.h.: Fahiny, fahizay, fahizany, fahagola, fahagolantany, tany ambadik'i Manareza. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel