Dikan'ny teny : tangoronana

Hampiditra dikany vaovao
1 na Tangoronina (tangorona) mt. ih. (tangorony): Hodidinin'olona betsaka: Notangoronan'ny ankizy ilay marary ka saika sempotra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel