Dikan'ny teny : tebahina

Hampiditra dikany vaovao
1 (tebaka) rat. ih. (tebaho): Esoina, haratsiana, kianina: Tsy zakako mihitsy ny nataony fa notebahiny teo imason'ny olona teo a-ho. 1 Atao tsinontsinona, tsizarizarina, zimbazimbaina, fotsifotsina: Izao no todin' ny nataonao fa notebahinao ny anatra natao anao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel