Dikan'ny teny : tehezana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Ny taolana tsirairay amin'ny tratran'ny olona sy ny biby. * F.-p.: Tehezan-tany: ny fitongilanan'ny havoana. / Tehezam-bohitra: tanĂ na tataovana tendrombohitra. / Taolan-tehezana: teny iantsoana ny vehivavy andefiman-'drY Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel