Dikan'ny teny : va

Hampiditra dikany vaovao
1 Kianteny enti-manontany, ka tsy fanontaniana tsotra no ambara aminy fa fanontaniana fampiasa amin'ny kabary izay fantatra avy hatrany rahateo fa ho "tsia" na "eny" no valiny: Ho sahintsika va ny minia ho very? (Ny fampiasana ny va dia tsy manomboka fehezanteny fa eo aorian'ny teny fototry ny fanontaniana; indraindray azo ampiarahina amin'ny "moa" ny va ka atao manarakaraka azy: Moa va tsy rahalahintsika rehefa mety ho iray ra amintsika?) Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel