Dikan'ny teny : vandana

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Maramara misy sorany mifangaro: Auereno any ity taratasy vandana itY fa tsy misy hilana azy. 1 h. Tsy tsotra sy madio fa ratsiratsy toetra. i t.if.: Vandanina, voavandana / vandambandana, mamandambandana 1 mivandambandana. - F.-p.: Hena uandana na uandan-kena: nofon-kena misy taviny mipentimpentina, fahita indrindra eo amin'ny sorokena. / Fafa uandana: fomba famafa ratsy fa ets? sy er? fotsiny no ampandalovina ny kifafa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel