Dikan'ny teny : vaovao

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Zavatra niseho vao haingana ka ataon'ny olona firesaka: Tamin'ny radio no nandrenesanay aninaraina izany vaovao izany, ¶ M.h.: Maresaka. 1 p. t.: Enti-milaza zavatra tsy nisy na tsy fantatra raha tsy vao haingana: Teny vaovao izany ka tsy fantatro. 1 Enti-milaza zavatra nentina na nanaovana voalohany: Nitondra kiraro vaovao i Koto tamin'ny Krismasy. ¶ M.h.: Maresaka, mahoraka, resaky ny olona, ambentin-dresaka, teny mandeha, sahoa, tsaho, honohono, tsahotsaho, fary mitety reny, siosio. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel