Dikan'ny teny : vavatra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fatitra na tatatra kely. 1 Vaha, velatra. 1 Famosahan-kevitra, filazana. - t.i.f.: Vavarana, avavatra, voavavatra / mamavatra, famavatra, mpamavatra / amavarana, famavarana I mahavavatra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel