Dikan'ny teny : vazizo

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Resaka tsy misy laniny na fiafarany ka mankaleo. • Fitampesonana na tomany lavareny ka mahasosotra ny mihaino azy. 1 tif: Mivazizo, fivazizo, mpivazizo / ivazizoana, fivazizoana / mahavazizo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel