1 a.: Fandaharana; fampisehoana hiharihary; fandaharana sy fandaminana ny zavatra hamidy ho hitan'ny olona rehetra. 1 t.Lf.: Velarina, velarana, voavelatra, tafavelatra 1 mamelatra, famelatra, mpamelatra / amelàrana, famelàrana I mivelatra, fivelatra / ivelàrana, fivelàrana / mahavelatra / velabelatra.
Ahitsio