Dikan'ny teny : vibrio

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. vibrion) a,: Mikraoby miditra amin'ny antokon' ny bakteria, miendrika faingo amin'ny fahitana azy amin'ny mikraoskopy, fototry ny aretina maro toy ny kolerà. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel