Dikan'ny teny : voafora

Hampiditra dikany vaovao
1 (fora) mt. ih.: Nesorina ny nofo manarona ny lohan'ny filahian'ny ankizilahy kely. ΒΆ M.h.: Voadidy foitra, nodidiam-poitra, voasikina, nosikinana, voatsongo, notsongoina, voalehilahy, afa-trosa, vita hasoavana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel