Dikan'ny teny : vorina

Hampiditra dikany vaovao
1 (vory) mt. ih. (vorio): Antsoina ho tonga miaraka amin'ny toerana iray: Novorina teo an-tokotanibe ny fokonolona taloha hihaino kabary. 1 Angonina: Mahatratra telo arivo ny vola novorina. - t.i.f, : Avorina, voavorina 1 mamorina, famorina, mpamorina 1 amorenana, famorenana I mivorina, fivorina 1 ivorenana, fivorenana I mahavorina 1 vorimborina 1 vorenana. - F.-p.: Vorim-pasika: antontam-pasika mivangongo; tobim-pasika miavoavo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel