Momba ny takelaka

Ny takelaka rakibolana.org izay niforona tamin'ny taona febroary 2010 dia natao indrindra mba hiezahana hitehirizana ireo teny malagasy mba ho mora tadiavina eto amin'ny internet. Nanomboka tamin'ny fiaraha-mientan'ny namana tao amin'ny serasera.org handika ireo teny malagasy rehetra misy (ny sasany nalaina tao amin'ny Rakibolana Malagasy, ny sasany tamin'ny takelaka isan-karazany tamin'ny internet (Baiboly, dinika teny malagasy sns) ary mbola mitohy hatramin'izao. Satria tokoa, ny teny mivoaka ato dia izay teny ampidirin'ny mpikambana sy ny mpampiasa ny takelaka ary mpitsidika toa anao ihany koa.

 

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0387