Dikan'ny teny : Aato

Hampiditra dikany vaovao
1 (ato), mt. at. (aato), mandidy (aatoy): Ajanona kely fa tsy tohizina; tapahina: Naato ny fivoriana mba hahafahana mifanakalo hevitra. Aatoy ny fiara fa misy miala. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel