Dikan'ny teny : adaraboka
vmapp jepfte (daraboka), mt. gaoeyi at. (adarabohy): Azera mafy amin'ny tany: Nadaraboky ny namany teo amin'ny tany izy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha