Ampidiro aloha ny tenimiafina
Dikan'ny teny : adarona
Hampiditra dikany hafa
(darona), mt. at. (adardny): Atao na tenenina miadana: Adarony ny teninao fa tsy azoko tsara.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha