Dikan'ny teny : Adiny

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Ny mafy, ny sarotra, ny manahirana amin'ny raharaha iray: Ny manoro toa mora, fa ny manao no adiny. Mora ny miteny fa ny manao no adiny. * Ohab.: Androngo nangataka ka ny mody no adiny. Ahitsio
2 na Adim-pamantaranandro a: Ny iray ampahefatra amby roapolon'ny andro iray manontolo; fotoana vitan 'ny sah az ab em-p am antaranan dro mihodina indray mandeha tanteraka: Efa adiny roa (efa adim-p aman ta ranandro roa) izao no niandrasako anao teto. Mbahilazana ny ampahan'ny ora dia ny teny adiny ihany no ampiasafna: Antsasak'adiny, ampahefatr'adiny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel