Ampidiro aloha ny tenimiafina
Dikan'ny teny : ahisatra
(hisatra), mt. at.(ahisaro): Akisaka na akorisa miadana: Ahisatry ry zalahy ny raharaha, ka mimenomenona ny vahoaka.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha