Dikan'ny teny : ampamatoran-janak'omby
p. mt.: Mari-potoana folakandro ilay mby amin'ny toerana famatorana zanak'omby iny ny taratry ny masoandro tao amin'ny tranon'ny Ntaolo, izany hoe eo amin'ny 3 ora amin'ny famantaranandro ankehitriny.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha