Ampidiro aloha ny tenimiafina
Dikan'ny teny : aranga
(ranga) mt, at. (arangao): Aingaina, ampakarina ambony (tanana, sofina, maso, fiadiana....): Basy atifikavana ka arangaranga ihany (ohab.).
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha