Ampidiro aloha ny tenimiafina
Dikan'ny teny : asakana
(sakana) mt. at. (asakano): Atao sakana, fefy: Vatan-kazo no nasakany ny fidirana tao anaty saha.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha