Dikan'ny teny : aterana

Hampiditra dikany hafa
(atitra) mt, pdr,: Entimilaza ny olona omena na itondrana zavatra, fa ilay zavatra omena kosa na entina atao hoe "aterina": Nateranay akoho mifahy ry dadabe tamin'ny fety. (Akoho mifahy no naterinay ho an-dry dadabe tamin'ny fety), * Fiten.: Aza ny ateran-kira indray no milaza tsy mahay: enti-milaza ny olona ilam-pihavanana, ampisehoana faniriam-pisakaizana, nefa izy indray no tsy manotraka firy. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0054