Dikan'ny teny : aterina

Hampiditra dikany hafa
(atitra) mt, ih, (atero): Entina: Naterina tany amin' ny hopitaly ilay marary, • A-verina amin'ny nakana azy: Atero ny sininay nindraminareo. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0053