Dikan'ny teny : atidoha

Hampiditra dikany hafa
a: Foiben'ny nerva ao anatin'ny karandohan'ny olombelona sy ny biby lehibebe, itoeran'ny herin'ny saina, ny sitrapo ary ny fandrenesana rehetra. Ny atidoha dia tenan-javatra malemilemy toa mihonankonana mivalombalona ka tanteraka hatrany anatiny ny soritsoritra aminy: fotsy ny ivelany ary vasobasoka ny ao anatiny; betro. - F,-p.: Mivadika atidoha: lasa adala. / Atidohan-kena: ny atidohan'ny omby. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.006