Fandraisana
Fitadiavana
Fampidirana teny
Lisitra
Momba ny takelaka
Hiditra
Dikan'ny teny : Bailoka
Hampiditra dikany vaovao
1
p. t.: Tsy mahitsy, meloka, mivilana, mitovy amin' ny hoe biloka, izay fampiasa matetika kokoa: Tsy azo anaovana na inona na inona ity hazo ity fa bailoka. ΒΆ M, h.: Meloka, mivaona, mivilana, bilaka, biloka, miolana, mibirioka.
Ahitsio
Fitadiavana teny
Teny hotadiavina:
Submit
Cancel