Dikan'ny teny : Barara

Hampiditra dikany vaovao
1 Bararaka a.: Fiaikena ny marina ka milaza ny tena izy; fisehoan'ny marina ka mampiharihary ny tena izy, - t.i.f.: Abarara, bararaina J mibarara, fibaraxa, mpibaraxa J ibararana, fibararana I mibaraxaka, fibararaka, mpibararaka J ibararahana, fibararahana. - F.-p,: Vaky barara: voapotsitra ka miseho miharjhary ny ratsy na ny lainga natao. ΒΆ M. h.: Jer. Bantsilana. J Barara feo: Be feo, mamalankira rehefa mihira. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel