Dikan'ny teny : Doka

Hampiditra dikany vaovao
1 a. : Karazan-javamaneno miendrika tehina vita amin' ny volotsangana, saingy olona iray ihany no mitondra azy, dia ny lehilahy mpitarika ny dihy amin'ny lanonan-dehibe toy ny famadihana : atontona anin'ny tany lzy mba hidoboka ary asiana korintsana eo an-tendrony. Ahitsio
2 a. : Fandoahana na fandavahana vato iray mba hahazoana manapoaka azy. i t.i.f. : Dokana, voadoka / mandoka na manadoka, fanadoka, mpanadoka / andokana, fandokana / mahadoka. Ahitsio
3 a. : Fanindrahindrana olona amin'ny fiderana azy; robo, fiderana olona, izay kendrena hamalifaliana azy, indraindray omban'ny fanantenana hahazo soa avy aminy : Tia doka loatra io mpitondra io ka manjary fatra-pisolelaka ny olona entiny. i t.i, f. : Dokafana, voadoka / mandoka, fandoka, mpandoka / andokafana,fandokafana / midoka, fidoka, mpidoka / idokafana, fidokafana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel