Ampidiro aloha ny tenimiafina
Dikan'ny teny : fanabatabana
(tabataba) a. : Fanairana amin' ny horakoraka na kotaba; fanelingelenana; fanakorontanana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha