Dikan'ny teny : fanatsatsaka
Hampiditra dikany hafa
1.
na Fitsatsaka (taatsàka) a. : Fomba entina manatsatsàka na mitsatsàka, mamotsy vary farany. ~p.t.: Azo tsatsahina.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
(tsetsaka) a. : Fomba entina manatsetsaka, mandrehitra, manatsolo afo. Azo tsetsahana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha