Dikan'ny teny : fandiavana

Hampiditra dikany hafa
(dia) a: Fitetezana: Nireharehany ny fandiauany ny faritany enina eto Madagasikara, 1 Fanitsahana: Mahapotraka ny fandiauana ny ahitra lena. 1 Zavatra fametraka eo an-tokonana na eo an-tongo-pandriana mba handiavan'ny tongotra: It9 taretra uao novidina ity atao fandiavana. 1 Tokonana: Raha vao nanitsaka ny fandiauana izy dia potraka. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0058