Dikan'ny teny : fandrantirantiana

(rantirantY) a: Fampisehoana ho hita tsara miharihary; fametrahana amin'ny toerana avo ho hita tsara tsy misy miafinafina. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0142