Dikan'ny teny : faninakinaka

(hinakinaka) a: Fomba entina mikapoka mafy: Nampihomehy ny nijery ny faninakina-dRakoto ny arasa • p.t.: Tokony hovelesina mafy: Ny zaza maditra toy itony no faninokinaka. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0054