Dikan'ny teny : fanindriana

(tsindry) a.: Fanerena zavatra avy eo ambony amin'ny lanjan'ny tena; fanasiana zavatra mitambesatra aminy avy eo ambony. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0121