Dikan'ny teny : fanipahana

(tsipaka) a,: Fandakana; fanosehana amin'nY tongotra. 1 Fandavana, fanoherana: Mahagaga ahy ny fanipahanao ny heuitro, kanefa nifanoraka ihany ny heoitsika hatramin'izay. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0093