Dikan'ny teny : fanitarana
Hampiditra dikany hafa
(itatra) a.: Fanalehibeazana, fanalalahana; fampitomboana (na habe na habetsahana): Fanitarona ny tanimboty. ? Fampitomboana habe, fanabeazam-boho: Fonitarana ny fanjakan'Andriamanitra. 1 Fampitomboana filaza: Aza dia be fanitarana loatra ianao rehefa mitantara,
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha