Dikan'ny teny : fetahana

(fetaka) mt. Pd r. (fetaho): Asiana: Nofetahako tehamaina ilay zozo fa nananihany, • Petahana: Nofetahany tara tasY ny varavaranay tamin'ny alina. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0124