Ampidiro aloha ny tenimiafina
Dikan'ny teny : fibosesehana
(bosesika) a.:Fidirana na firohotana miaraka indray mandeha: Loza ny fibosesehan'ny olona hijery io olona naratra io.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha