Dikan'ny teny : fihenjanana

(henjana) a.: Fihinjirana, tsy fiketrahana:Fihenjanan'ny tady. ~ Fahamafisana: Aza morainy loatra ianao; tokony hasiana fihenjanana kely ny fitondranao ny mpianatra. •Fidiridiry, fiziriziry: Tsy namaly a-ho fa nivoaka noho ny fihenjanan'ny heviny. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0136